plt_tn/pro/21/21.md

417 B

mananika ny tanàna

"mihanika avy eo amin'ny manda izay manodidina ny tanàna"

ny tanànan'ireo mahery

"tanàna izay onenan'ny olona" na "tanàn'ny mpiady mahery"

mandrodana

Fomba fiteny io. DH: "mamotika"

ny fiarovana mafy izay nitokian'ireo

"ny manda sy ny tilikambo manodidina ny tanàna izay tsy noheverin'izy ireo tsy hisy ho afaka hihoatra ho ao an-tanàna, hany ka nahatsapa ho voaaro izy ireo"