# mananika ny tanàna "mihanika avy eo amin'ny manda izay manodidina ny tanàna" # ny tanànan'ireo mahery "tanàna izay onenan'ny olona" na "tanàn'ny mpiady mahery" # mandrodana Fomba fiteny io. DH: "mamotika" # ny fiarovana mafy izay nitokian'ireo "ny manda sy ny tilikambo manodidina ny tanàna izay tsy noheverin'izy ireo tsy hisy ho afaka hihoatra ho ao an-tanàna, hany ka nahatsapa ho voaaro izy ireo"