plt_tn/pro/21/21.md

16 lines
417 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mananika ny tanàna
"mihanika avy eo amin'ny manda izay manodidina ny tanàna"
# ny tanànan'ireo mahery
"tanàna izay onenan'ny olona" na "tanàn'ny mpiady mahery"
# mandrodana
Fomba fiteny io. DH: "mamotika"
# ny fiarovana mafy izay nitokian'ireo
"ny manda sy ny tilikambo manodidina ny tanàna izay tsy noheverin'izy ireo tsy hisy ho afaka hihoatra ho ao an-tanàna, hany ka nahatsapa ho voaaro izy ireo"