plt_tn/pro/17/17.md

367 B

rahalahy nateraka ho amin'ny fotoan'ny fahoriana

Ny antony iray ilàna ny rahalahy dia ny mba ho eo amin'ny fotoam-pahoriana. DH: "natao ho eo amin'ny andro fahoriana ny rahalahy"

tsy misy saina

"tsy mitsara tsara"

fampanantenana mamatotra

Entina ilazana ny fampanantenana izay tsy maintsy hazonina io ary matetika dia vesatra amin'ilay olona nanao izany.