# rahalahy nateraka ho amin'ny fotoan'ny fahoriana Ny antony iray ilàna ny rahalahy dia ny mba ho eo amin'ny fotoam-pahoriana. DH: "natao ho eo amin'ny andro fahoriana ny rahalahy" # tsy misy saina "tsy mitsara tsara" # fampanantenana mamatotra Entina ilazana ny fampanantenana izay tsy maintsy hazonina io ary matetika dia vesatra amin'ilay olona nanao izany.