plt_tn/pro/17/17.md

12 lines
367 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rahalahy nateraka ho amin'ny fotoan'ny fahoriana
Ny antony iray ilàna ny rahalahy dia ny mba ho eo amin'ny fotoam-pahoriana. DH: "natao ho eo amin'ny andro fahoriana ny rahalahy"
# tsy misy saina
"tsy mitsara tsara"
# fampanantenana mamatotra
Entina ilazana ny fampanantenana izay tsy maintsy hazonina io ary matetika dia vesatra amin'ilay olona nanao izany.