plt_tn/pro/14/30.md

24 lines
556 B
Markdown

# Ny fo milamina
"Saina feno fiadanana" na "Toetra izay miadana"
# maha-lo ny taolana
Ny teny hoe "lo" dia maneho ny fahasimban'ny olona ary ny "taolana" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "mahatonga ny olona iray harofy eo amin'ny vatana sy ny fanahy"
# Izay ... izay
"Ny olona izay ... ny olona izay"
# manozona
Midika fanehoana faniriana ny hitrangan'ny zava-dratsy amin'ny olona iray izany.
# mahantra ... fadiranovana
"ny olona mahantra ... ny olona fadiranovana''
# maneho fankasitrahana amin'ny
"izay tsara fanahy amin'ny" na "manampy"