plt_tn/pro/14/30.md

556 B

Ny fo milamina

"Saina feno fiadanana" na "Toetra izay miadana"

maha-lo ny taolana

Ny teny hoe "lo" dia maneho ny fahasimban'ny olona ary ny "taolana" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "mahatonga ny olona iray harofy eo amin'ny vatana sy ny fanahy"

Izay ... izay

"Ny olona izay ... ny olona izay"

manozona

Midika fanehoana faniriana ny hitrangan'ny zava-dratsy amin'ny olona iray izany.

mahantra ... fadiranovana

"ny olona mahantra ... ny olona fadiranovana''

maneho fankasitrahana amin'ny

"izay tsara fanahy amin'ny" na "manampy"