# Ny fo milamina "Saina feno fiadanana" na "Toetra izay miadana" # maha-lo ny taolana Ny teny hoe "lo" dia maneho ny fahasimban'ny olona ary ny "taolana" dia maneho ilay olona manontolo. DH: "mahatonga ny olona iray harofy eo amin'ny vatana sy ny fanahy" # Izay ... izay "Ny olona izay ... ny olona izay" # manozona Midika fanehoana faniriana ny hitrangan'ny zava-dratsy amin'ny olona iray izany. # mahantra ... fadiranovana "ny olona mahantra ... ny olona fadiranovana'' # maneho fankasitrahana amin'ny "izay tsara fanahy amin'ny" na "manampy"