8 lines
306 B
Markdown
8 lines
306 B
Markdown
# loharanon'aina
|
|
|
|
Ny "loharano" dia fiavian-drano mitobatobaka ary eto dia maneho ny fiavian'ny aina. DH: "fiavian'aina"
|
|
|
|
# amin'ireo fandriky ny fahafatesana
|
|
|
|
Ny "fandrika" dia ampiasaina hihazana biby ary maneho zavatra iray mamitaka sady mampidi-doza izay hahafaty. DH: "amin'ny fandrika izay hahafaty"
|