# loharanon'aina Ny "loharano" dia fiavian-drano mitobatobaka ary eto dia maneho ny fiavian'ny aina. DH: "fiavian'aina" # amin'ireo fandriky ny fahafatesana Ny "fandrika" dia ampiasaina hihazana biby ary maneho zavatra iray mamitaka sady mampidi-doza izay hahafaty. DH: "amin'ny fandrika izay hahafaty"