plt_tn/pro/14/26.md

306 B

loharanon'aina

Ny "loharano" dia fiavian-drano mitobatobaka ary eto dia maneho ny fiavian'ny aina. DH: "fiavian'aina"

amin'ireo fandriky ny fahafatesana

Ny "fandrika" dia ampiasaina hihazana biby ary maneho zavatra iray mamitaka sady mampidi-doza izay hahafaty. DH: "amin'ny fandrika izay hahafaty"