plt_tn/pro/14/17.md

535 B

malaky tezitra

"vetivety dia manjary tezitra"

bado

"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"

mandova fahadalana

Eto ny hoe "mandova" dia maneho ny fananana maharitra ny zavatra iray.

fahadalana

Ny teny hoe "fahadalana" dia anarana izay maneho ny fisainana sy fanao adaladala.

ny olo-kendry

"olona malina"

ho satrohim-boninahitra amin'ny fahalalana

Eto ny fahalalana dia resahina toy ny hoe firavaka tsara tarehy anaovana eo amin'ny loha, tahaka ny satroka misy firavaka. DH: "misalotra fahalalana tahaka ny satroka"