# malaky tezitra "vetivety dia manjary tezitra" # bado "tsy manan-traikefa" na "tsy matotra" # mandova fahadalana Eto ny hoe "mandova" dia maneho ny fananana maharitra ny zavatra iray. # fahadalana Ny teny hoe "fahadalana" dia anarana izay maneho ny fisainana sy fanao adaladala. # ny olo-kendry "olona malina" # ho satrohim-boninahitra amin'ny fahalalana Eto ny fahalalana dia resahina toy ny hoe firavaka tsara tarehy anaovana eo amin'ny loha, tahaka ny satroka misy firavaka. DH: "misalotra fahalalana tahaka ny satroka"