plt_tn/pro/14/17.md

24 lines
535 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# malaky tezitra
"vetivety dia manjary tezitra"
# bado
"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"
# mandova fahadalana
Eto ny hoe "mandova" dia maneho ny fananana maharitra ny zavatra iray.
# fahadalana
Ny teny hoe "fahadalana" dia anarana izay maneho ny fisainana sy fanao adaladala.
# ny olo-kendry
"olona malina"
# ho satrohim-boninahitra amin'ny fahalalana
Eto ny fahalalana dia resahina toy ny hoe firavaka tsara tarehy anaovana eo amin'ny loha, tahaka ny satroka misy firavaka. DH: "misalotra fahalalana tahaka ny satroka"