16 lines
438 B
Markdown
16 lines
438 B
Markdown
# eo amin'ny molony
|
|
|
|
Ny teny hoe "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "avy amin'ny teniny" na "amin'ny fanehoan-keviny"
|
|
|
|
# malina
|
|
|
|
olona izay manan-tsaina na fitsarana tsara
|
|
|
|
# ny lalany ihany
|
|
|
|
Ny teny hoe "lalana" dia maneho ny fitondran'ny olona ny fiainany. DH: "Ny fitondran-tenany" na "ny fomba fiainany"
|
|
|
|
# ny fahadalan'ireo adala dia fitaka
|
|
|
|
Ny fahadalan'ny adala dia ny fiheverany fa hendry izy, kanefa tsy izany.
|