plt_tn/pro/14/07.md

438 B

eo amin'ny molony

Ny teny hoe "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "avy amin'ny teniny" na "amin'ny fanehoan-keviny"

malina

olona izay manan-tsaina na fitsarana tsara

ny lalany ihany

Ny teny hoe "lalana" dia maneho ny fitondran'ny olona ny fiainany. DH: "Ny fitondran-tenany" na "ny fomba fiainany"

ny fahadalan'ireo adala dia fitaka

Ny fahadalan'ny adala dia ny fiheverany fa hendry izy, kanefa tsy izany.