# eo amin'ny molony Ny teny hoe "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "avy amin'ny teniny" na "amin'ny fanehoan-keviny" # malina olona izay manan-tsaina na fitsarana tsara # ny lalany ihany Ny teny hoe "lalana" dia maneho ny fitondran'ny olona ny fiainany. DH: "Ny fitondran-tenany" na "ny fomba fiainany" # ny fahadalan'ireo adala dia fitaka Ny fahadalan'ny adala dia ny fiheverany fa hendry izy, kanefa tsy izany.