plt_tn/pro/09/01.md

20 lines
724 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto andininy ireo dia manomboka ny fanoharana izay hiheverana ny fahendrena ho toy ny vehivavy izay manome torohevitra tsara amin'ny olona.
# Nanamboatra ... ny fahendrena
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vvehivavy izay nanorina ny tranony ihany ny fahendrena.
# Namono ireo bibiny izy
Entina ilazana ireo biby izay hohanina amin'ny sakafo hariva izay anasan'ny Fahendrena ny henany. DH: "Efa namono biby hankana hena amin'ny sakafo hariva izy"
# nampifangaro ny divainy izy
Tany amin'Israely fahiny, ny olona matetika dia nampifangaro divay tamin'ny rano. DH: "nikarakara ny divainy tamin'ny fampiharoana izany tamin'ny rano"
# nametraka ny latabany
"nanomana ny latabany"