plt_tn/pro/09/01.md

724 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto andininy ireo dia manomboka ny fanoharana izay hiheverana ny fahendrena ho toy ny vehivavy izay manome torohevitra tsara amin'ny olona.

Nanamboatra ... ny fahendrena

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vvehivavy izay nanorina ny tranony ihany ny fahendrena.

Namono ireo bibiny izy

Entina ilazana ireo biby izay hohanina amin'ny sakafo hariva izay anasan'ny Fahendrena ny henany. DH: "Efa namono biby hankana hena amin'ny sakafo hariva izy"

nampifangaro ny divainy izy

Tany amin'Israely fahiny, ny olona matetika dia nampifangaro divay tamin'ny rano. DH: "nikarakara ny divainy tamin'ny fampiharoana izany tamin'ny rano"

nametraka ny latabany

"nanomana ny latabany"