# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireto andininy ireo dia manomboka ny fanoharana izay hiheverana ny fahendrena ho toy ny vehivavy izay manome torohevitra tsara amin'ny olona. # Nanamboatra ... ny fahendrena Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vvehivavy izay nanorina ny tranony ihany ny fahendrena. # Namono ireo bibiny izy Entina ilazana ireo biby izay hohanina amin'ny sakafo hariva izay anasan'ny Fahendrena ny henany. DH: "Efa namono biby hankana hena amin'ny sakafo hariva izy" # nampifangaro ny divainy izy Tany amin'Israely fahiny, ny olona matetika dia nampifangaro divay tamin'ny rano. DH: "nikarakara ny divainy tamin'ny fampiharoana izany tamin'ny rano" # nametraka ny latabany "nanomana ny latabany"