plt_tn/pro/08/28.md

24 lines
746 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka ny Fahendreana.
# nametraka
nasiana tamin'ny fomba mitoetra
# fony namboarina ireo loharano tany amin'ny lalina
Io dia azo atao hoe DH: "fony nanamboatra ireo loharano tany amin'ny lalina Andriamanitra"
# ireo loharano tany amin'ny lalina
Ny Hebreo fahiny dia nihevitra fa avy amin'ny loharano tany amin'ny fanambanin'ny ranomasina no nahazoan'ny ranomasim-be ny ranony.
# fony Izy namaritra ny fetran'ny ranomasina
"fony nahariany ny sisiny ho an'ny ranomasim-be. Ny "fetran'ny ranomasina" no nanasaraka ny ranomasim-be tamin'ny tany maina.
# fony namaritana ny fanorenana ny tany maina
Io dia azo atao hoe DH: "fony nametraka ny fetra ho an'ny fanorenana ny tany Andriamanitra"