plt_tn/pro/08/28.md

746 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka ny Fahendreana.

nametraka

nasiana tamin'ny fomba mitoetra

fony namboarina ireo loharano tany amin'ny lalina

Io dia azo atao hoe DH: "fony nanamboatra ireo loharano tany amin'ny lalina Andriamanitra"

ireo loharano tany amin'ny lalina

Ny Hebreo fahiny dia nihevitra fa avy amin'ny loharano tany amin'ny fanambanin'ny ranomasina no nahazoan'ny ranomasim-be ny ranony.

fony Izy namaritra ny fetran'ny ranomasina

"fony nahariany ny sisiny ho an'ny ranomasim-be. Ny "fetran'ny ranomasina" no nanasaraka ny ranomasim-be tamin'ny tany maina.

fony namaritana ny fanorenana ny tany maina

Io dia azo atao hoe DH: "fony nametraka ny fetra ho an'ny fanorenana ny tany Andriamanitra"