# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka ny Fahendreana. # nametraka nasiana tamin'ny fomba mitoetra # fony namboarina ireo loharano tany amin'ny lalina Io dia azo atao hoe DH: "fony nanamboatra ireo loharano tany amin'ny lalina Andriamanitra" # ireo loharano tany amin'ny lalina Ny Hebreo fahiny dia nihevitra fa avy amin'ny loharano tany amin'ny fanambanin'ny ranomasina no nahazoan'ny ranomasim-be ny ranony. # fony Izy namaritra ny fetran'ny ranomasina "fony nahariany ny sisiny ho an'ny ranomasim-be. Ny "fetran'ny ranomasina" no nanasaraka ny ranomasim-be tamin'ny tany maina. # fony namaritana ny fanorenana ny tany maina Io dia azo atao hoe DH: "fony nametraka ny fetra ho an'ny fanorenana ny tany Andriamanitra"