plt_tn/pro/07/04.md

816 B

Lazao ny fahendrena hoe: "Anabaviko ianao

Eto ny fahendrena dia resahina toy ny hoe olona. DH: "Omeo lanja tahaka ny hitiavanao ny anabavinao ny fahendrena"

antsoy hoe havanao akaiky ny fahazavan-tsaina

Eto ny fahatsaran'ny fahazavan-tsaina dia resahina toy ny hoe havana akaiky na havana. DH: "raiso toy ny fandraisanao ny havanao akaiky ny fahazavan-tsaina"

havanao akaiky

"havana" na "isam-pianakaviana"

vehivavy janga

Io dia manondro izay vehivavy rehetra izay tsy vadin'ny lehilahy iray. DH: "ny vehivavy izay tsy misy idiranao"

vehivavy ratsy fitondran-tena

o dia manondro izay vehivavy rehetra izay tsy fantatry ny lehilahy.

miaraka amin'ny teniny malama

Ny teny iniana hamitahana dia resahina toy ny hoe zavatra malama. DH: "izay milaza zavatra mahafinaritra, saingy te hamitaka anao"