# Lazao ny fahendrena hoe: "Anabaviko ianao Eto ny fahendrena dia resahina toy ny hoe olona. DH: "Omeo lanja tahaka ny hitiavanao ny anabavinao ny fahendrena" # antsoy hoe havanao akaiky ny fahazavan-tsaina Eto ny fahatsaran'ny fahazavan-tsaina dia resahina toy ny hoe havana akaiky na havana. DH: "raiso toy ny fandraisanao ny havanao akaiky ny fahazavan-tsaina" # havanao akaiky "havana" na "isam-pianakaviana" # vehivavy janga Io dia manondro izay vehivavy rehetra izay tsy vadin'ny lehilahy iray. DH: "ny vehivavy izay tsy misy idiranao" # vehivavy ratsy fitondran-tena o dia manondro izay vehivavy rehetra izay tsy fantatry ny lehilahy. # miaraka amin'ny teniny malama Ny teny iniana hamitahana dia resahina toy ny hoe zavatra malama. DH: "izay milaza zavatra mahafinaritra, saingy te hamitaka anao"