plt_tn/pro/07/04.md

24 lines
816 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Lazao ny fahendrena hoe: "Anabaviko ianao
Eto ny fahendrena dia resahina toy ny hoe olona. DH: "Omeo lanja tahaka ny hitiavanao ny anabavinao ny fahendrena"
# antsoy hoe havanao akaiky ny fahazavan-tsaina
Eto ny fahatsaran'ny fahazavan-tsaina dia resahina toy ny hoe havana akaiky na havana. DH: "raiso toy ny fandraisanao ny havanao akaiky ny fahazavan-tsaina"
# havanao akaiky
"havana" na "isam-pianakaviana"
# vehivavy janga
Io dia manondro izay vehivavy rehetra izay tsy vadin'ny lehilahy iray. DH: "ny vehivavy izay tsy misy idiranao"
# vehivavy ratsy fitondran-tena
o dia manondro izay vehivavy rehetra izay tsy fantatry ny lehilahy.
# miaraka amin'ny teniny malama
Ny teny iniana hamitahana dia resahina toy ny hoe zavatra malama. DH: "izay milaza zavatra mahafinaritra, saingy te hamitaka anao"