plt_tn/pro/03/23.md

16 lines
814 B
Markdown

# handeha amin'ny lalanao am-pilaminana ianao
Ny fiainana ny fiainan'ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha amin'ny lalana iray ilay olona. DH: "hiaina ny fiainanao am-pilaminana ianao"
# tsy ho tafintohina ny tongotrao
Ny teny hoe "tongotra" dia maneho ny olona manontolo. Resahin'ny olona toy ny hoe voafingan'ny zavatra iray eo amin'ny lalany ny fanaovana ratsy.
# rehefa mandry ianao
Ny hevitra ambadik'izany dia hoe mandry mba hatory ny olona iray. Ny dikan'io dia azo atao mazava. DH: "rehefa mandry mba hatory ianao"
# ho mamy ny torimasonao
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mamy amin'ilay olona matory ny torimaso izay milamina sy mamelombelona. Ny teny hoe "torimaso" dia azo adika amin 'ny endrika matoanteny. DH: "hahafinaritra ny torimasonao" na "hatory am-pilaminana ianao"