plt_tn/pro/03/23.md

814 B

handeha amin'ny lalanao am-pilaminana ianao

Ny fiainana ny fiainan'ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha amin'ny lalana iray ilay olona. DH: "hiaina ny fiainanao am-pilaminana ianao"

tsy ho tafintohina ny tongotrao

Ny teny hoe "tongotra" dia maneho ny olona manontolo. Resahin'ny olona toy ny hoe voafingan'ny zavatra iray eo amin'ny lalany ny fanaovana ratsy.

rehefa mandry ianao

Ny hevitra ambadik'izany dia hoe mandry mba hatory ny olona iray. Ny dikan'io dia azo atao mazava. DH: "rehefa mandry mba hatory ianao"

ho mamy ny torimasonao

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mamy amin'ilay olona matory ny torimaso izay milamina sy mamelombelona. Ny teny hoe "torimaso" dia azo adika amin 'ny endrika matoanteny. DH: "hahafinaritra ny torimasonao" na "hatory am-pilaminana ianao"