plt_tn/php/02/01.md

24 lines
698 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly dia manoro ireo mpino fa tokony manana firaisan-kina sy fanetren-tena ary mampahatsiahy azy ireo ny ohatra nataon'i Kristy.
# Raha misy fampaherezana ao amin'i Kristy
"raha nampahery anareo i Kristy"
# raha misy fampiononana avy amin'ny fitiavany
"raha toa ka nanome fampiononana ho anareo ny fitiavany"
# raha misy firaisana ao amin'ny Fanahy
"raha toa ianareo manana firaisana amin'ny Fanahy"
# raha misy famindram-po lehibe sy fiantrana
"raha toa ianareo ka nahatsapa ny asan'ny famindram-po sy fiantran'Andriamanitra"
# ataovy feno ny fifaliako
Paoly dia miresaka ny fifaliana ho tahaka ny hoe rano mameno siny. DH: "mahatonga ahy hifaly be"