# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly dia manoro ireo mpino fa tokony manana firaisan-kina sy fanetren-tena ary mampahatsiahy azy ireo ny ohatra nataon'i Kristy. # Raha misy fampaherezana ao amin'i Kristy "raha nampahery anareo i Kristy" # raha misy fampiononana avy amin'ny fitiavany "raha toa ka nanome fampiononana ho anareo ny fitiavany" # raha misy firaisana ao amin'ny Fanahy "raha toa ianareo manana firaisana amin'ny Fanahy" # raha misy famindram-po lehibe sy fiantrana "raha toa ianareo ka nahatsapa ny asan'ny famindram-po sy fiantran'Andriamanitra" # ataovy feno ny fifaliako Paoly dia miresaka ny fifaliana ho tahaka ny hoe rano mameno siny. DH: "mahatonga ahy hifaly be"