plt_tn/php/02/01.md

698 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly dia manoro ireo mpino fa tokony manana firaisan-kina sy fanetren-tena ary mampahatsiahy azy ireo ny ohatra nataon'i Kristy.

Raha misy fampaherezana ao amin'i Kristy

"raha nampahery anareo i Kristy"

raha misy fampiononana avy amin'ny fitiavany

"raha toa ka nanome fampiononana ho anareo ny fitiavany"

raha misy firaisana ao amin'ny Fanahy

"raha toa ianareo manana firaisana amin'ny Fanahy"

raha misy famindram-po lehibe sy fiantrana

"raha toa ianareo ka nahatsapa ny asan'ny famindram-po sy fiantran'Andriamanitra"

ataovy feno ny fifaliako

Paoly dia miresaka ny fifaliana ho tahaka ny hoe rano mameno siny. DH: "mahatonga ahy hifaly be"