plt_tn/php/01/03.md

12 lines
363 B
Markdown

# Manome fisaorana aho nohon'ny amin'ny fiombonanareo amin'ny filazantsara
Paoly dia maneho fisaorana an'Andriamanitra fa ireo Filipiana ihany koa dia mitory ny filazantsara. DH: "Manome fisaorana an'Andriamanitra aho fa mitory ny filazantsara ianareo"
# Mahatoky an'izao zavatra izao aho
"Tena mino aho"
# Izy izay nanomboka
"Andriamanitra, izay nanomboka"