# Manome fisaorana aho nohon'ny amin'ny fiombonanareo amin'ny filazantsara Paoly dia maneho fisaorana an'Andriamanitra fa ireo Filipiana ihany koa dia mitory ny filazantsara. DH: "Manome fisaorana an'Andriamanitra aho fa mitory ny filazantsara ianareo" # Mahatoky an'izao zavatra izao aho "Tena mino aho" # Izy izay nanomboka "Andriamanitra, izay nanomboka"