plt_tn/php/01/03.md

363 B

Manome fisaorana aho nohon'ny amin'ny fiombonanareo amin'ny filazantsara

Paoly dia maneho fisaorana an'Andriamanitra fa ireo Filipiana ihany koa dia mitory ny filazantsara. DH: "Manome fisaorana an'Andriamanitra aho fa mitory ny filazantsara ianareo"

Mahatoky an'izao zavatra izao aho

"Tena mino aho"

Izy izay nanomboka

"Andriamanitra, izay nanomboka"