plt_tn/num/35/29.md

745 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

amin'ny taranaky ny vahoakanao rehetra

"ary ny taranakao rehetra izay hiaina ao aorianao"

tsy maintsy vonoina ny mpamono olona

DH: "tsy maintsy vonoin'ny olona ny mpamono olona"

araka ny voamarin'ny tenin'ireo vavolombelona

DH: "araka ny fijorona vavolombelon'ny vavolombelona" na "araka ny nohamarinin'ireo vavolombelona ny amin'ilay mpamono olona"

Fa tenin'ny vavolombelona iray monja dia tsy afaka ny hahatonga ny olona iray ho vonoina ho faty

Ny fanamarinan'ny vavolombelona iray dia tsy ampy hamonoana olona ny amin'ny famonoana olona. DH: "Nefa ny tenin'ny olona iray monja dia tsy ampy mba hamonoanao olona iray"