plt_tn/num/35/29.md

20 lines
745 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# amin'ny taranaky ny vahoakanao rehetra
"ary ny taranakao rehetra izay hiaina ao aorianao"
# tsy maintsy vonoina ny mpamono olona
DH: "tsy maintsy vonoin'ny olona ny mpamono olona"
# araka ny voamarin'ny tenin'ireo vavolombelona
DH: "araka ny fijorona vavolombelon'ny vavolombelona" na "araka ny nohamarinin'ireo vavolombelona ny amin'ilay mpamono olona"
# Fa tenin'ny vavolombelona iray monja dia tsy afaka ny hahatonga ny olona iray ho vonoina ho faty
Ny fanamarinan'ny vavolombelona iray dia tsy ampy hamonoana olona ny amin'ny famonoana olona. DH: "Nefa ny tenin'ny olona iray monja dia tsy ampy mba hamonoanao olona iray"