# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # amin'ny taranaky ny vahoakanao rehetra "ary ny taranakao rehetra izay hiaina ao aorianao" # tsy maintsy vonoina ny mpamono olona DH: "tsy maintsy vonoin'ny olona ny mpamono olona" # araka ny voamarin'ny tenin'ireo vavolombelona DH: "araka ny fijorona vavolombelon'ny vavolombelona" na "araka ny nohamarinin'ireo vavolombelona ny amin'ilay mpamono olona" # Fa tenin'ny vavolombelona iray monja dia tsy afaka ny hahatonga ny olona iray ho vonoina ho faty Ny fanamarinan'ny vavolombelona iray dia tsy ampy hamonoana olona ny amin'ny famonoana olona. DH: "Nefa ny tenin'ny olona iray monja dia tsy ampy mba hamonoanao olona iray"