plt_tn/num/32/08.md

16 lines
570 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny olon'i Robena sy Gada i Mosesy.
# Lohasahan'i Eskola
Io dia anaran-toerana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:23.
# Nahita ny tany izy ireo
Io dia manondro ny fahitana izay tao amin'ilay tany. DH: "Nahita ny olona sy ireo tanàna matanjaka tao amin'ilay tany izy ireo"
# nanakivy ny fon'ireo vahoakan'Israely
Eto ny teny hoe "fo" dia manambara ny vahoaka mihitsy ary manondro ny fitoeran'ny fihetseham-pon'izy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 32:6. DH: "manakivy ny vahoakan'Israely"