# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ny olon'i Robena sy Gada i Mosesy. # Lohasahan'i Eskola Io dia anaran-toerana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:23. # Nahita ny tany izy ireo Io dia manondro ny fahitana izay tao amin'ilay tany. DH: "Nahita ny olona sy ireo tanĂ na matanjaka tao amin'ilay tany izy ireo" # nanakivy ny fon'ireo vahoakan'Israely Eto ny teny hoe "fo" dia manambara ny vahoaka mihitsy ary manondro ny fitoeran'ny fihetseham-pon'izy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 32:6. DH: "manakivy ny vahoakan'Israely"