plt_tn/num/32/08.md

570 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny olon'i Robena sy Gada i Mosesy.

Lohasahan'i Eskola

Io dia anaran-toerana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:23.

Nahita ny tany izy ireo

Io dia manondro ny fahitana izay tao amin'ilay tany. DH: "Nahita ny olona sy ireo tanàna matanjaka tao amin'ilay tany izy ireo"

nanakivy ny fon'ireo vahoakan'Israely

Eto ny teny hoe "fo" dia manambara ny vahoaka mihitsy ary manondro ny fitoeran'ny fihetseham-pon'izy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 32:6. DH: "manakivy ny vahoakan'Israely"