plt_tn/num/21/21.md

24 lines
787 B
Markdown

# Avy eo Israely
Eto ny hoe "Israely" dia manondro ny vahoakan'Israely, ary indrindra ireo mpitarik'izy ireo. DH: "Avy eo ireo Israelita"
# Tsy hivily any amin'ny saha rehetra na ny tanim-boaloboka izahay
"Tsy handeha ao amin'ny sahanareo na ireo tanim-boalobokareo izahay"
# ny lalan'ny mpanjaka
Io dia lalambe izay mampifandray an'i Damaskosy any avaratra amin'ny tany mihidin'i Akaba any atsimo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 20:17.
# handalo ny fari-tanin'izy ireo
"mba hiampita ny faritanin'izy ireo." Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Amorita.
# Jahaza
Io dia anaran-toerana.
# niadiany tamin'Israely
Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny tafik'i Sihona mpanjaka, ary ny hoe "Israely" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "niady tamin'ireo Israelita ny tafiny"