plt_tn/num/21/21.md

787 B

Avy eo Israely

Eto ny hoe "Israely" dia manondro ny vahoakan'Israely, ary indrindra ireo mpitarik'izy ireo. DH: "Avy eo ireo Israelita"

Tsy hivily any amin'ny saha rehetra na ny tanim-boaloboka izahay

"Tsy handeha ao amin'ny sahanareo na ireo tanim-boalobokareo izahay"

ny lalan'ny mpanjaka

Io dia lalambe izay mampifandray an'i Damaskosy any avaratra amin'ny tany mihidin'i Akaba any atsimo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 20:17.

handalo ny fari-tanin'izy ireo

"mba hiampita ny faritanin'izy ireo." Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Amorita.

Jahaza

Io dia anaran-toerana.

niadiany tamin'Israely

Eto ny hoe "-ny" dia manondro ny tafik'i Sihona mpanjaka, ary ny hoe "Israely" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "niady tamin'ireo Israelita ny tafiny"