plt_tn/num/18/30.md

16 lines
484 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra.
# ny tsara indrindra amin'izany
"ny tsara indrindra amin'izay efa noraisinao avy amin'ny vahoakan'Israely"
# ny ambin'ny fanomezanareo
Ny "fanomezana" dia ireo fanatitra izay nomen'ireo Israelita an'Andriamanitra ary izay noraisin'ireo Levita avy amin'izy ireo.
# Tsy ho meloka amin'izay heloka tamin'ny fihinana sy fisotroana izany ianareo
"Tsy ho meloka ianao rehefa mihinana na misotro izany"