plt_tn/num/18/30.md

484 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra.

ny tsara indrindra amin'izany

"ny tsara indrindra amin'izay efa noraisinao avy amin'ny vahoakan'Israely"

ny ambin'ny fanomezanareo

Ny "fanomezana" dia ireo fanatitra izay nomen'ireo Israelita an'Andriamanitra ary izay noraisin'ireo Levita avy amin'izy ireo.

Tsy ho meloka amin'izay heloka tamin'ny fihinana sy fisotroana izany ianareo

"Tsy ho meloka ianao rehefa mihinana na misotro izany"