# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra. # ny tsara indrindra amin'izany "ny tsara indrindra amin'izay efa noraisinao avy amin'ny vahoakan'Israely" # ny ambin'ny fanomezanareo Ny "fanomezana" dia ireo fanatitra izay nomen'ireo Israelita an'Andriamanitra ary izay noraisin'ireo Levita avy amin'izy ireo. # Tsy ho meloka amin'izay heloka tamin'ny fihinana sy fisotroana izany ianareo "Tsy ho meloka ianao rehefa mihinana na misotro izany"