plt_tn/num/18/28.md

12 lines
503 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy lazainy amin'ireo Levita Andriamanitra.
# tsy maintsy hanomezanao ny anajarany ho an'i Arona mpisorona
Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh. Io dia fandraisana anjara amin'ny heviny hoe tsy maintsy manome izany ho an'i Yaveh izy ireo. DH: "tsy maintsy manome ny fandraisana anjara izay tokony efainao amin'i Yaveh any amin'i Arona mpisorona ianao"
# izay efa nomena anao
DH: "izay nomen'ny vahoakan'Israely anao"