plt_tn/num/18/28.md

503 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy lazainy amin'ireo Levita Andriamanitra.

tsy maintsy hanomezanao ny anajarany ho an'i Arona mpisorona

Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh. Io dia fandraisana anjara amin'ny heviny hoe tsy maintsy manome izany ho an'i Yaveh izy ireo. DH: "tsy maintsy manome ny fandraisana anjara izay tokony efainao amin'i Yaveh any amin'i Arona mpisorona ianao"

izay efa nomena anao

DH: "izay nomen'ny vahoakan'Israely anao"