# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy lazainy amin'ireo Levita Andriamanitra. # tsy maintsy hanomezanao ny anajarany ho an'i Arona mpisorona Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh. Io dia fandraisana anjara amin'ny heviny hoe tsy maintsy manome izany ho an'i Yaveh izy ireo. DH: "tsy maintsy manome ny fandraisana anjara izay tokony efainao amin'i Yaveh any amin'i Arona mpisorona ianao" # izay efa nomena anao DH: "izay nomen'ny vahoakan'Israely anao"