plt_tn/num/18/12.md

12 lines
381 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra.
# ny voaloham-bokatra
Io dia manondro ny voalohan'ny menaka, divay, ary vary izay nojinjain'izy ireo tsara indrindra.
# Ny olona rehetra izao madio ao amin'ny ankohonanao
Ny hoe eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio izy ireo. DH: "Ny olona rehetra ao amin'ny fianakavianao izay ekeko"